Manao ahoana, no anarako Werner. Avy any suisse aho. 
Veloma tompoko

TSY MILA ANGOVO MIHENOKENOKA MIARAKA AMIN‘ NY E-BIKE MITETY AN’NY MADAGASIKARA

Manao ahoana daholo ianareo ato amin’ ny Homepage Solaris-Tour.

Ato no ahitanareo ny vaovao momba ny diako aventure ko miaraka aminy moutainbike mitety an’ny Madagasikara.

Mandridra an’ io diako io dia mampiasA vélo elektrika izao.

Ny dia mitety any madakasikara aminy velo dia mahafinaritra sy mahatalanjona no sady afaka mifandray amin’ ny olona antoerana.